Teny iditra | 1 marena tokantrano |
Singan-teny | 2 marèna, tokantrano |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] teny firariana atao amin' ny mpanambady vao mba ho tsara orina ny fanambadiany; firariana mba ho marina tsy ho voahozongozona ny fanambadiana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] may your home life be true (a form in saluting newly married people) |
Voambolana |
6 Teny fanajana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/20 |