|
|
|
|

Teny iditra1  marevaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fano haingo ka manaitra ny maso; tsara, maredona, ka manaitra ny sofina
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] showy
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] qui frappe la vue, élégant
Fototeny  6  revaka
Kamban-teny 
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny marevaka io

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/12