Teny iditra mariadriaka (riadriaka (riaka))
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Falifaly lalandava amin' ny fifandraisana aman' olona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Joyeux, gai, riant [1.3]
Tovy hevitra mariaka ~ sariaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20