Teny iditra mariadriaka (riadriaka (riaka))
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Falifaly lalandava amin' ny fifandraisana aman' olona [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay joyeux, gai, riant [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra mariaka ~ sariaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31