|
|
|
|

Teny iditra1  marihitra
Fototeny  2  rihitra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Sady matevina no maditidity: Ampio tany ihany ity rano ity harihitra tsara
5  [1.13] matevintevina kokoa noho ny ranoka tsotra
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13] concentré, vaseux
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  11  hitriaram, mahiratry, marihitra, miharatry, miharitra, mihiratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21