Teny iditra marijy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tsimihety] Enti-milaza omby tokam-bolo misy pentina fotsy betsaka eo an-kandriny [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Tankarana] robe des boeufs, le corps noir avec des traits sur le front. cf. aussi marijo. [David 1952 (takila R)]
Tsipelina hafa 
Mpanahaka  Soratr'omby

2017/03/10