Teny iditra (1/2) | 1 marikoriko |
Fototeny | 2 rikoriko |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Tsy tia mainty, madikidiky, sorena, maloiloy: Marikoriko aoka izany aho rehefa mandalo eo akaikin' io fitòeram-pako io Lotika [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 disgusted, nauseated [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 dégoûté, qui a des nausées [1.8] |
Teny iditra (2/2) | 7 marikoriko |
Sokajin-teny | 8 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
9 tehandoa [Bara]
[1.78] |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |