|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  marine
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  akaiky [Mahafaly] [1.78]

Teny iditra (2/4)4  marine
Sokajin-teny  5  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  6  momba ny sambo na ny ranomasina [1.17]

Teny iditra (3/4)7  marine
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny anglisy  9  miaramila naman'ny tafika an-dranomasina [1.17]

Teny iditra (4/4)10  marine
Sokajin-teny  11  anarana (vavy)
Fanazavàna teny frantsay  12  fifamoivoizana an-dranomasina: Travailler dans la marine (miasa amin'ny fifamoivoizana an-dranomasina)
13  Tantsambo sy ny sambo: Corps de la marine (vondron'ny tantsambo)
14  Fitantanan-draharaha momba ny sambo sy ny tantsambo: Siege de la Marine Nationale (foiben'ny Fitantanana sy ny Fiandaiketan-draharahan'ny sambo sy ny tantsambon'ny firenena) [1.66]

Fivaditsoratra  15  marine, Merina, mirena

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31