|
|
|
|

Teny iditra1  maritiora
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Olona mahafoy ny ainy mba ho vavolombelon' ny finoany na ny fitiavany olona na zavatra iray: Azo lazaina ho maritioran' ny firenena ireo maty tamin' ny tolom-pahafahana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a martyr
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] martyr
Voambolana  6  Fivavahana, finoana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31