Teny iditra | maritrano | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Hairaha amin'ny famoronana endrika amam-bika sy fanorenana trano [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Architecture, plan [1.13] | |
Fivaditsoratra | manirotra, manoritra, maritrano |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |