|
|
|
|

Teny iditra1  marivo saina
Singan-teny  2  marivo, saina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] tsy mahadinika firy, sady tsy ampy fisainana fa misafosafo fotsiny

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07