|
|
|
|

Teny iditra1  martiry
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [frantsay martyr] Olona mahafoy ny ainy mba ho vavolombelon' ny finoany na ny fitiavany olona na zavatra iray: Azo lazaina ho maritioran' ny firenena ireo maty tamin' ny tolom-pahafahana
Tovy hevitra  4  maritiora, martiora

Fivaditsoratra  5  itriram, martiry, miritra, rimitra, triarim

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31