|
|
|
|

Teny iditra1  masaisay
Fototeny  2  saisay
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Marokoroko toa misy bontsimbontsina kely manindrontsindrona: Masaisay ny vatovary raha tsapaina
Maraorao, masaosao
Handatra maisatra: Masaisay ny kaky manta
5  [1.13] tsy malama
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13] rêche
Ohatra  7  Maina sy mangirana ny hodiny ary toa vato fisaka ny tongony, toa kapa vita ho azy ny hatevenan' ny faladiany, kitroina toa vatokely ny tonon-dratsany ary masaisay by felatanany. [2.470]
Mpanahaka  8  masaosao, malailay, maraorao, mivoho-mamba, marokoroko

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11