Teny iditra | masaka idina | |
Singan-teny | masaka ; idina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mpandany, mpitobatoba [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | (peu usité) prodigue, dissipateur [1.3] | |
Fivaditsoratra | asa madinika, masaka idina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |