Teny iditra | masera | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Vehivavy manokan-tena ho an' Andriamanitra ka tsy manambady ary tsy mikarama fa mivelona ao anaty fikambanana, misahana fampianarana, fitsaboana; relijiozy vehivavy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A nun [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Religieuse [1.8] | |
Ny fihaviany | Frantsay: ma soeur. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |