Teny iditra | maseva | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Korintsana natao tamin' ny kitapo kely madinika norarina izay natambatra nofehezina ka entina mandihy: mikorintsana aoka izany izy rehefa manao fihetsehana ny tanana na ny tongotra, (Misy koa aza ahodidina ny andilana toy ny fehikibo) [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |