Teny iditra masila
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Mazava atsinanana: Ho roso añy Meriña añay ko vana masila dia avy ny fiara nalakanay tamin'ny tranom-bahiny nandreanay (Ho any Imerina izahay fa vao mazava atsinanana dia tonga ny fiara naka anay tamin'ny tranom-bahiny natorianay) [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31