Teny iditra | 1 masinina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fiasana voavoatra hanaovan-javatra izay mandeha ho azy (mitovitovy amin' ny milina, saingy matetika ny masinina fitambaran' ny milina maso) Milina fanjairana na fanoratana Kalesin-dalamby: Amin' ny enina sy sasany maraina no miainga ny masinina mankany Toamasina |
Ohatra |
4 ny Alemana, tsy ny herim-po no ampiasaina, fa masinina sy fiara! [2.472] |
Fivaditsoratra | 5 anisinam, manisina, manisìna, masinina, nanisiam, nasimany, nisainam, ny masina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |