| Teny iditra | 1 masirasira |
| Fototeny | 2 sirasira |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Misimisy sira kely, masimasina
5 Tsy dia mazoto firy, tsy manotraka firy, matimaty amin' ny fivavahana [1.1] |
| Lahatsoratra | 6 run='/bins/randzavola?p=653'>Randzavola: masirasira ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | 7 marisarisa, masirasira |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|