|
|
|
|

Teny iditra1  Masombika
Sokajin-teny  2  anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Anaram-poko anankiray avy tany Mozambika fahiny tafiditra ary tafaharo amin' ny Malagasy eto Madagasikara; Makoa
Ohatra  4  [2.649#] Hatramin' izay dia tena olom-potsy avokoa ny masombika.
5  [1.437#] Ny hoe " mikora" dia teny masombika, ka mihinana no dikany.
Voambolana  6  Tantara: firenena
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Teny nalaina  12  Soratra misy io teny Masombika io

Fivaditsoratra  13  mambosika, Masombika

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21