Teny iditra masom-boavahiny
Singan-teny maso ; voavahy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny tena izy amin' ny resaka fa tsy afinafenina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Le principe, l'origine, la cause [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/14