Teny iditra | 1 masom-pory |
Singan-teny | 2 maso, fory |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Tambahoaka]
fivoahan-tay 5 [1.78] [Tanala] lava-body; fivoahan'ny maloto (tay): Masom-pory voan-tsaka k'afara tsy atao koa (atao toy ny lava-body voan'ny sakay ka amin'ny sisa no tandremana) |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [3.1] anus |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [3.1] anus |
Voambolana |
8 Haiaina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |