Teny iditra (1/3) | 1 mason-drano |
Singan-teny | 2 maso, rano |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] ny lalan' ny rano |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] réservoir d'eau, lit d'une rivière 6 [2.415#977] un réservoir d' eau, le lit de la rivière |
Voambolana |
7 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Teny iditra (2/3) | 8 mason-drano |
Sokajin-teny | 9 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.1] Ny lahimatoa tokony handimby ny ray |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.3, 2.415#977] l'aîné des garçons qui doit remplacer son père |
Voambolana |
12 Fifandraisana: fianakaviana |
Teny iditra (3/3) | 13 masondrano |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.414#223] Dans la royauté sakalava du Menabe. représentant autochtone du souverain au niveau des sous- régions du royaume. |
Voambolana |
16 Lalàna |
Fivaditsoratra | 17 dranomason, masondrano, mason-drano, nandrosoam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |