Teny iditra mason' antitra (maso, antitra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy toemaso na fahitana efa mihena noho ny halehiben' ny taona [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay vue affaiblie comme celle des vieillards [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra mason-jokiny

2012/07/23