|
|
|
|

Teny iditra1  masonkoditra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Loaka kely madinika dia madinika hita amin' ny hoditra manify ivelany, izay ivoahan' ny hatsembohana (misy mason-koditra hatramin' ny 500 isaky ny 1sm tsy mivadimandry)
Fanazavàna teny frantsay  4  [3.1] pore
Voambolana  5  Haiaina
Singan-teny  6  maso, hoditra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07