|
|
|
|

Teny iditra1  masonkoditra
Singan-teny  2 maso, 3 hoditra
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Loaka kely madinika dia madinika hita amin' ny hoditra manify ivelany, izay ivoahan' ny hatsembohana (misy mason-koditra hatramin' ny 500 isaky ny 1sm tsy mivadimandry) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 pore [3.1]
Voambolana  7  Haiaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08