Teny iditra mason-tsokina (maso, sokina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza ny fananana kelin' ny tena ka ampiasaina amin' izay tokony ho vitany [Rajemisa 1985]

Teny iditra masontsokina (maso, sokina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay plante grimpante. Cardiospermum halicacabum, L. [Abinal 1888]
Voambolana 
Anarana siantifika Cardiospermum halicacabum

2017/11/09