Teny iditra | masovoatoaka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazana hazandranon-dranomamy, mena ny masony ary misy mitsipentimpentina ny vatany [1.1] | |
Voambolana | Haibiby: trondro | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny masovoatoaka io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |