|
|
|
|

Teny iditra1  matahatse
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsileo] makadiry, malalaka be: Nataone matahatse ny tovontane hitsanane fe tomotse aze (Nataony makadiry ny tovontany hitsanganan'ny tsy te-ho tapohina)

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07