Teny iditra matahitsy
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Taimoro] be velarana, be lambanana [Rakotosaona 1972]
  [Bara, Tanosy] be velarana [Rakotosaona 1972]

Teny iditra matahitsy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taimoro] sakany (largeur) [Rakotosaona 1972]

2009/09/01