Teny iditra | 1 matematika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Antonkon-tsiansa ianarana mandinika ny fomba aman-toetran' ny zavatra tsy azo tsapain-tanana (isa na sary jeometrika) amin' ny alalan' ny fisainana fotsiny, sy ny fifandraisan' izy samy izy |
Voambolana |
4 Mathematika: (amin' ny ankapobeny) |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |