Teny iditra matetitetika (tetitetika (tetika))
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Ohatra 
1Nandritra ny fotoana nianarako, intelo i Neny no niakatra namangy ahy, i Dada matetitetika ihany. [Andraina: I Vola, takila 21]
2Hita matetitetika koa io isa io. [Randzavola: Baiboly, takila 405]
3matetitetika ny fandehanana ka tsy ho araky ny mpiasa ny hiantoka ny saran’izany. [SeFaFi ]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31