Teny iditra | 1 matetitetika |
Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
Ohatra |
3 [2.4] Nandritra ny fotoana nianarako, intelo i Neny no niakatra namangy ahy, i Dada matetitetika ihany. 4 [1.38] Hita matetitetika koa io isa io. 5 [4.27] matetitetika ny fandehanana ka tsy ho araky ny mpiasa ny hiantoka ny saran’izany. |
Fototeny | 6 tetitetika |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |