|
|
|
|

Teny iditra1  matevin-koditra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  ilazana ny hodi-javatra mivatravatra sy dontodonto ka zary matevina 4  Tsy azo anarina na azo antenaina hihatsara na hivoatra [1.1]
Singan-teny  5  matevina, hoditra

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24