Teny iditra | matevin-koditra | |
Singan-teny | matevina ; hoditra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ny hodi-javatra mivatravatra sy dontodonto ka zary matevina Tsy azo anarina na azo antenaina hihatsara na hivoatra [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24 |