|
|
|
|

Teny iditra1  matihanina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza mpiasa na mpampianatra manao ho fototr' asa mandavan' andro ny raharaha ataony, na asa tsotra izany na fampianarana (mifanohitra aminy: mpanao an-tselika)
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7][maty hanina] on full salary for a job
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8][maty hanina] salarié pour ce qu'on fait
Singan-teny  6  maty, hanina

Fivaditsoratra  7  hamintiana, hanamainty, matihanina, maty hanina, namitahany

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21