Teny iditra | 1 matimaty |
Fototeny | 2 maty |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.17#59] tepid: Rano matimaty (Tepid water) |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] duplicatif diminutif: Rano matimaty (Eau tiède) ~ Soratra matimaty (Ecriture à demi effacée) ~ Matimaty be ihany ny olona (Les gens ne sont pas enthousiasmés) |
Ohatra |
6 Levonina amin'ny rano mangatsiaka na matimaty izy. [2.117#] 7 Eny, taranak'olombelona foana ve no tsy ho matimaty amin' ny vola. [2.895#] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny matimaty io |
Fivaditsoratra | 12 matimaty, mitamaty |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |