|
|
|
|

Teny iditra1  matim-pitia
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ilazana ny olona voa mafy noho ny fitiavana nikirizana sy nisisihana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] in love to the point of foolishness
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] follement amoureux
Voambolana  6  Ontam-po
Singan-teny  7  maty, fitia
Kamban-teny 
Lohateny  9  Ampasandramatimpitia (Rakotomalala Charles)

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/01