|
|
|
|

Teny iditra1  matin-kanin-kely
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  simba na voa mafy noho ny sakafo na vola kely tsy toy inona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  perdu par un appât, par un rien [1.3]
Singan-teny  5  maty, hanina, kely
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny matin-kanin-kely io

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13