|
|
|
|

Teny iditra1  matin-kambo
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] be avona diso fatra izay tonga mitera-doza ary manimba ny tena na ny laza soan' ny tena
Singan-teny  4  maty, hambo
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny matin-kambo io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07