Teny iditra matin-kambo
Singan-teny matin- (maty) ; hambo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Be avona diso fatra izay tonga mitera-doza ary manimba ny tena na ny laza soan' ny tena [1.1]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24