|
|
|
|

Teny iditra1  matin-kely
Singan-teny  2  maty, kely
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ilazana ny velam-panorona afaka satria tsy nisy azon' ny mpihinam-bela nohanina ny vato natolotry ny mpamono vela

Fivaditsoratra  5  matin-kely, milentika

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13