Teny iditra matin-kenamaso (faty, henatra, maso)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy resin' ny henamaso ka na zavatra tsy tiana aza atao ihany [Rajemisa 1985]
Teny nalaina 

2012/07/23