Teny iditra | 1 matin-kenamaso |
Singan-teny | 2 maty, henatra, maso |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] resin' ny henamaso ka na zavatra tsy tiana aza atao ihany |
Ohabolana | 5 Ohabolana misy io teny matin-kenamaso io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |