|
|
|
|

Teny iditra1  mato-tsaina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  3  avoir la maturité d'esprit [1.5#208]
Ohatra  4  Ny mato-tsaina tsy akory tsy mahira-tsaina. [2.472]
5  Firenena mato-tsaina isika, ka tsy handraraka ilo mby an-doha. [2.285]
Singan-teny  6  matotra, saina

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/25