|
|
|
|

Teny iditra1  matoky
Fototeny  2  toky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manantena: Matoky anao izy hitady raharaha ho azy
Mametraka fianteherana, fitokiana amy...: Efa namitaka ahy ianao ka tsy matoky anao intsony aho
Mino: Natoky ny filazany aho ka dia nandeha
Tsy matahotra: Matoky aho satria eto akaikiko ianao
5  [1.78] [Tambahoaka] mino
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny matoky io

Fivaditsoratra  12  itokam, kamoty, matiko, matoky, mitako, mitoka-, mitoka, motaky, motika, tamiko, tomika

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08