Teny iditra matomatotra (matotra)
Sokajin-teny mpamaritra
Fandikana frantsay [duplicatif] [Rajaonarimanana 1995]
Ohatra Raha tsaraina amin' ny resany izy mivady, iza amin' izy ireo no tsapanao ho matomatotra kokoa eo amin' ny fisainana sy ny hevitra? [Rajemisa: Fiteny 4]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31