Teny iditra matomatotra (matotra)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay [duplicatif] [1.5]
Ohatra Raha tsaraina amin' ny resany izy mivady, iza amin' izy ireo no tsapanao ho matomatotra kokoa eo amin' ny fisainana sy ny hevitra? [2.314]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20