Teny iditra matoritory (toritory)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Rendremana na renodrenoka toa tsy mahatsiaro tena tanteraka, na malaina miasa: Matoritory ny saina rehefa avy manao sakafo be [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : matoritory
Ny lasa : natoritory
Ny hoavy : hatoritory

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31