Teny iditra mato-tsaina
Singan-teny matotra ; saina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny frantsay Avoir la maturité d'esprit [1.5]
Ohatra 
1Ny mato-tsaina tsy akory tsy mahira-tsaina. [2.472]
2Firenena mato-tsaina isika, ka tsy handraraka ilo mby an-doha. [2.285]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/25